diary

Categorie: Ankapobeny

Tiako toy ny jiro

-Tiako ianao. Tiako toy ny jiro. Andro aho mila anao, alina aho mitady anao, vao mifoha ary aho dia ianao no iriko -Izany tsy tianao aho, Fa tsy mba hiara-dalana mazava isika. -Tsy izany re ramatoa. Ny findaiko anie ao ihany. Izay miantso ahy aza tsy hitako, Raha...

Ny jesuischarlie sy ny Fahalalahana ara-pivavahana.

Naresaka dia naresaka ny fanafihana ny gazety  Charlie Hebdo tao frantsa sy ny hetsika  jesuischarlie nanaraka azy. Anisan’ny niteraka ady  hevitra tamin’ny  maro  ny filazana fa manevateva ny fivavahan’ny hafa hoe ity gazety ity.  Voalaza mihintsy...

Ianao amiko

Ianao, Ilay sarotra afoy, Ny foko anie voarohy, Ny tanako fihino. Ianao, Ilay tsy ho adino, Fitia lalim-paka, Fitia nahazo laka. Ianao, Tokin’ny maraina, Fitia mitondra aina, Mameno izato androko. Ianao, Mila tsy ho andriko, Andrandraiko hariva,...

Tiako ianao amin'ny SMS

Mba lasa saina aho hoe ahoana tokoa moa raha mba ny sms no ilazana fitiavana saingy tsy hionona amin'ny jtm sy ny tiknao fotsiny fa mba atao lavalava? Ampiasaina daholo ny sms 5 n'ny airtel?  SMS 1: Ny itiavako anao toy ny volana, fenomanana:soa sady kanto,  ...

Ny fifidianako

Raha hifidy izaho rahampitso Dia ianao no hofidiko Ka io na bileta inika Ny safidiko efa vita Efa fantatrao tsianjery Fa ianao ataoko "Eny" Raha ho anao ilay fitia Tsy mba haiko atao "Tsia". Na oviana atao ny fifidianana Na ahemotra ... foanana Tena...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb