eprom | 06 Febroary, 2015 04:18
-Tiako ianao.
Tiako toy ny jiro.
Andro aho mila anao,
alina aho mitady anao,
vao mifoha ary aho dia ianao no iriko
-Izany tsy tianao aho,
Fa tsy mba hiara-dalana mazava isika.
-Tsy izany re ramatoa.
Ny findaiko anie ao ihany.
Izay miantso ahy aza tsy hitako,
Raha tsy ianao no ataoko fara-tampony.
| « | Febroary 2026 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |