diary

Vetivety ihany

eprom | 23 Febroary, 2010 12:25

Mandeha ny fotoana an! Efa ho efa taona sahady tokoa izay no nanoratana voalohany tamin'itony blaogy itony. Efa be ny rano nikoriana tambany tetezana hoy ry zareo vazaha izay. Ny mpitondra aza efa niova. Na izaho koa aza mba niova. Taloha aho tsy mba nieritreritra hanao tononkalo amin'ny teny frantsay zany. Izao ka manjary misy.

Je t'envoie en c jour
ce6 kom boké de fleur
1 peu kom mark d'amour
Me surtou voeu de bonheur

Noezahina natao ho zakan'i sms.



Hevitra

Re: Vetivety ihany

kdaombaramita | 10/02/2010, 07:01

kdaombaramita

FAly mahafantatra anao sy miarahaba anao tratry ny taona vaovao. Tena milay klou ilay "misaotra anao aho ry fiaran-dàlana Vatsy" fa tohizo ilay tantara.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb